FY TRAITEUR
Mariage
– Fiançailles – Baptême – Séminaire
Réception – Réunion de familles etc….Menu complet à partir de 10 000 Ar
Cocktail à partir de 5 500 Ar - Séminaire à partir de 4 500 Ar
Buffet
à partir de 19 500 Ar
Gâteaux
à 2 400 Ar/ portion - Petit fours à 700 Ar/pièce
Tél: 033 14 820 18 / 033 11 029 26
Salut !
Vous voulez faire vos Achats en détail ou en gros, Ravitaillements, Approvisionnement, Projet etc… à GUANGZHOU-Chine ? Et quel que soit votre activité !! (Informatique, Fourniture, Quincaillerie, Electroménager, Maison, Jardin, Décoration, Effets vestimentaire, Cosmétique, ….)
Avec nous EXPERT (particulier GASY), vous gagnerez :
En temps : pas besoin de partir sur place pour la recherche des fournisseurs et les marchandises.
Ho anao olo-tsotra na mpandraharaha, te hividy entana any GUANGZHOU-CHINE na inona na inona andraikitra sy asa ataonao !! (Informatique, Fourniture, Quincaillerie, Electroménager, Maison, Jardin, Décoration, Effets vestimentaire, Cosmétique, ….)
Miaraka aminay EXPERT (olon-tsotra GASY), dia hahazo TOMBONY ianao :
Fotoana : tsy voatery mankany Guangzhou akory ianao mitady sy mikaroka ireo entanao ireo. Izahay no miantoka sy miandraikitra tanteraka izany
SERVICE ACHAT à GUANGZHOU-CHINE

Nous le ferons à votre place.
En prix :
Nous vous offrons un prix compétitif
Qualité : Nous
achetons seulement selon
votre choix de qualité, caractéristiques, norme et esthétique
Vous recevez seulement votre matériels chez vous, nous occupons le frais nécessaires, le packing, le
dédouanement etc... (Livraison à domicile ou à votre dépôt)
Dés maintenant, vous pouvez nous joindre dans rabearinoro@gmail.com et pour d’autre
service www.gasymiezaka.blogspot.com
et 033 11 029 26
TOLOTRA ho anao izay HIVIDY
ENTANA any GUANGZHOU-CHINE
Ho anao olo-tsotra na mpandraharaha, te hividy entana any GUANGZHOU-CHINE na inona na inona andraikitra sy asa ataonao !! (Informatique, Fourniture, Quincaillerie, Electroménager, Maison, Jardin, Décoration, Effets vestimentaire, Cosmétique, ….)
Miaraka aminay EXPERT (olon-tsotra GASY), dia hahazo TOMBONY ianao :
Fotoana : tsy voatery mankany Guangzhou akory ianao mitady sy mikaroka ireo entanao ireo. Izahay no miantoka sy miandraikitra tanteraka izany
Momba ny vidin’entana : Manolotra sy miantoka tanteraka ny vidiny tena
tsara sy mety aminao izahay (mazava hoazy fa mora nohon’ny vidiny eto
an-toerana)
Hatsaran’ny entana hovidiana : Izahay dia
mividy ny entana araka ny Kalitao izay mety aminao, ny mombamomba azy, ny
endriny, ny isany …
Tombony ho anao :
Miandry am-pilaminana ny entanao tonga ao an-tranonao na any amin’ny dépôt
fametrahanao entana ianao araka izay efa
nifanarahantsika mialoha, izahay rahateo no efa miantoka ny frais rehetra
ilaina, ny miaro ny entana tsy ho simba, ny haba maro samihafa sns …..
Koa
manomboka izao dia azonao atao manoratra amin’ny rabearinoro@gmail.com
, raha misy tolotra hafa mahaliana dia vangio ny www.gasymiezaka.blogspot.com
ary azonao antsoina ny 033 11 029
26
EXPERT MULTI-SERVICES (SERVICE PARTICULIER)
IRETO AVY IREO TOLOTRA ATOLOTRAY HO ANAREO MIKASA HIANTSENA SY HIVIDY ENTANA ANY CHINE (GUANGZHOU LE PLUS GRAND MARCHE DU MONDE)
BUSINESS ACHAT
Omen’ny Client ny entana hovidiana (Anarany, ny mombamomba azy, ny isany, sns….)
Izahay no miantoka tanteraka ny rehetra (Achat, Qualité, Dossier de shipping, Transport, Transit, Douane……) fa mandray ny entana eto Antananarivo ny Client.
Omenay arak’izany ny vidin’ny entana tonga eto Antananarivo.
FORFAIT (ho an’ireo Client efa mahafantatra tsara ny any Chine)
Omen’ny Client ny Toerana hividianana ny entana sy ny momba azy ary ny vola hividianana azy
Anjaranay ny mividy ny entana any an-toerana miaraka amin’ny facture.
Hiantohan’ny Client ny Visa de séjour, Frais, Déplacement, Hébergement, Transit ary ny douane.
Commission alainay dia : 5% ny valeur ny entana vidiana raha + 100 000 000 Fmg ary 7% raha - 100 000 000 Fmg
SERVICE/ACCOMPAGNEMENT (ho an’ireo Client maniry ny hiantsena any Chine)
Mikarakara ny Passeport – Visas – Billet – Réservation Hôtel
Manao ny guide rehetra selon votre business ou vacances
Mikarakara ny Dossiers de shipping
Mandefa ny entana @ Transit izay tian’ny Client ( Groupage ou container)
(Tarif transit: manodidina ny 235$/m3 si plus de 10m3 ary 260$ si moins de 10m3.)
Mamoaka ny entana sy manatitra izany any @ Client.
FANAMARIHANA:
Ireo no tolotra misy fa azo atao foana ny mifanaraka araka ny Budget ananan’ny Client sy ny toerana tiany hividianana ny entana.
Marihina fa ny olona iray dia manodidina ny 8000$ no vola azo entiny miala eto. Azo atao tsara anefa ny mifanaraka aminay raha mihoatra io vola io ny Budget tiany ampiasaina sy ny valeur-ny entana tiany hovidiana.
KOA ANTSOY ARY NY 033 11 029 26 RAHA MAHALIANA ANAO IREO TOLOTRA IREO FA VONONA NY HANOME FAHAFAHAM-PO IZAHAY. (SERVICE TRES PARTICULIER TSY MAKA TOMBONY BE TAHAKA NY SERVICES HAFA)

Aucun commentaire:
Enregistrer un commentaire