samedi 4 janvier 2014

FOMBA AHAZOANA VOLA @ INTERNET




FOMBA AHAZOANA VOLA à INTERNET

Atoro anao ato ireo fomba ahazoana vola amin’ny Internet

·         Adiresy e-mail
·         Compte amin’ny Banque virtuelle PAYZA
·         Ireo fomba ahazoana vola @ Internet

1.     Adiresy e-mail
Mila manokatra adiresy e-mail ianao mialoha ny hanaovana asa sur internet ary io adiresy  io no ampiasainao amin'ny inscription rehetra atao ao anatin'izany ny Payza!!
Ny Gmail no tsara indrindra amin’ny asa atao amin’ny internet sy ny fiaraha-mias amin’ny Banque virtuelle Payza : www.gmail.com

2.     Compte Payza
www.payza.com/fr 

Ny Compte PAYZA dia Banque virtuelle izay tena ilaina tokoa raha hiasa amin’ny internet. Ireo toerana iasana amin'ny internet mantsy dia tsy mifandray mivantana amin'ny Banque réel (oh: BNI, BFV....) fa mifandray aminao amin'ny banque virtuelle toy ny PAYPAL, PAYZA, sns...

Ny adiresy e-mail tamin’ny Gmail no ampiasainao amin'ny inscription rehetra atao ao anatin' ny payza.

1.      Manao inscription gratuit ao amin'ny PAYZA (klikeo ery amin'ny sary misy hoe inscription dia tonga dia tafiditra avy hatrany ianao)
2.      Eo ankavian'ny Log in misy safidy ahafahana manova ny page ho amin'ny teny frantsay raha manavanana anao izany
3.      Tsindrio eo amin'ny INSCRIPTION
4.      Choisissez votre pays (Madagascar)
5.      Fidio ny compte personnel fa io no tsotra (choisir)
6.      Fenoy ARA-DALANA sy MARINA ny renseignement rehetra ao mba tsy ho sahirana ianao rehefa mandray ny volanao.
7.      Dia vitaina avokoa ny dingana rehetra ka hanana compte gratuit ao ianao ary tonga dia azo ampiasaina avy hatrany.
8.      NB: Rehefa tonga amin'ilay hoe NIP de Transaction dia mamorona numéro (6 isa) ianao, karazana mot de passe koa io ka raiso an-tsoratra tsara satria ilaina rehefa hisintona vola sy amin'ny transaction rehetra!
9.      Vérification compte payza: Misy fomba 3 izy io saingy fomba iray ihany no mety eto amin-tsika hatreto dia ny validation par carte izany. Aza manahy anefa fa tsy obligatoire io, ary tsy manakana ny volanao hiditra sy hivoaka fa misy fetra ho 500$ par mois fotsiny ny vola miditra na mivoaka ao amin'ny payza. Raha miasa amin'ny NEOBUX ianao dia tsy mila compte payza vérifié akory dia ho azonao ny volanao!
Raiso an-tsoratra sy tehirizo tsara ny informations rehetra nanaovanao inscription tamin'ny Payza fa tsy afaka hamerina fisoratana anarana aminy intsony ianao indray andro raha sanatria adino ireo!- Banque mantsy ny Payza ka raisiny ho "fraude" raha manokatra compte 2 na maromaro ny olona iray!

Mino aho fa manam-pikasana hiasa sur internet ianao matoa vonona hanao inscription amin'ny Payza. Tena mahavelona tokoa ny asa sur internet indrindra ho antsika firenena sahirana, fa saingy kosa mila manana FAHARETANA tsara ety am-piandohana.

3.     Tolotra ahazoana vola amin’ny Internet

NEOBUX :
Marihako hatrany aminao aloha fa ilana FAHARETANA ity asa ity ary eo amin'ny 1 volana eo ianao no tena sahirana ka mila manana tsara faharetana (tadidio fa toy ny manangana entreprise iray ianao izao na koa manangana varotra iray ka mila manana faharetana tsara fa izay maharitra no vadin’andriana ary ny herikerika no mahatondran-drano) fa avy eo dia mandeha tsara sy haingana ny fitombon'ny volanao. Clikeo fotsiny ilay sary eo ambony dia ataovy ny inscription (s'incrire na register na sign up) fa atoroko anao ny site hafa amin'ny teny frantsay izay tena manazava amin'ny antsipirihany ny fomba fampiasana azy ireo (marihiko fa hanampy anao hatramin’ny fahazoanao vola voalohany aho rehefa avy manao insription amin’io sary eo ambany io ianao amin’ny alalan’ny fanoratanao aty amiko ny nom de l’utilisateur-nao). Azo atao any amin'ny Cyber koa ireo nefa aza lazalazaina amin'ny olon-kafa fa connection iray  mantsy dia tokony ho compte iray ihany ka raha mifindra cybercafé mihoatra ny in-3 ianao ao anatin’ny herinandro amin’ny compte iray dia tapaka ny compte-nao). Araraoty dieny mbola ianao irery no mahalala ity tombontsoa ity  (fa tsara kokoa raha manana connection ianao ao an-trano)

Indro ary :
 
Raha manao inscription (mi-click eto amin'ny sary) ianao dia hahazo fanampiana avy amiko amin'ny fanontaniana rehetra tianao apetraka momba ny payza sy ny Neobux, na rahoviana na rahoviana mandrapahazoanao ny vola voalohany amin’ny alalan’ny Payza.
Ny fanontaniana matetika miseho ity ary ilainao rehefa manao inscription neobux ianao!

F: Inona no apetraka eo amin'ilay "courriel payza" rehefa manao inscription @ Neobux?
Valiny: Ilay adiresy e-mail nanaovanao inscription tao amin'ny payza ihany no apetraka eo!ohatra: izahaoihany@gmail.com.
Toa izao ny sary ho itanao rehefa manao inscription (amin'ny alàlan'ny manao click amin'io sary eo ambony io):

Rehefa avy manao inscription ianao dia jereo haingana ny adiresy gmail-nao fa handefa email d’activation de compte ho anao ny neobux ka copieo ilay code hitanao tany dia colleo amin’ny toerana atokana ho amin’izany. Ilaina io ACTIVATION io fa raha tsy izany tsy afaka manomboka ny asa amin’ny neobux ianao
TOROLALANA MOMBA NY  ANARAN’NY COMPTE : tsara indrindra atao iray ihany ny adresse email (gmail) nao sy ny adresse nanaovanao inscription tao amin’ny Payza =
 adresse Email : izahoihany@gmail.com = Courriel Payza/PayPal : izahoihany@gmail.com

Io no site ptc tsara sy azo antoka indrindra izay tsy mandà ny volanao mihintsy. 2$ dia afaka maka ny volanao ianao. Jereo amin'ny youtube ny hoe NEOBUX dia hahita fanazavana betsaka ianao; nefa mialohan'izany dia ataovy izao eto ny inscription mba hananao compte sahady ka ho azonao izay ambara ao!

TOA IZAO NO ATAO REHEFA MANOMBOKA MIASA AMIN’NY NEOBUX:

1- Ampidiro ny nom de compte sy ny mot de passe (tsy fenoina ilay mot de passe faharoa eo ambany)
2 -Valideo dia rehefa tafiditra ao amin'ny comptenao ianao dia clikeo ny "voir publicités". Clikeo ny pub dia clikeo ilay point mena miseho avy eo. Miandry kely ianao dia mahita ny "chargement mavo" mandroso ery ambany amin'ny écran. Rehefa vita izany dia hisy soratra ery ambony hoe Fermer ka Clikena iny dia mijery hafa indray. Tsy maintsy jerena tsirairay ny pub fa tsy azo atao maro miaraka. Ireo pub 4 miloko ORANGE ery ambany no manan-danja indrindra ka ireo no tsara clikena voalohany. Raha tena maikamantsy  ianao  ka tsy manana fotoana hanaovana ny hafa dia ireo ihany clickena dia afaka ajanona ny sisa.

*** Marihana fa site ho an'ny olona matotra tena vonona hitady vola amin'ny internet ny Neobux ka mijery tsara izy ireo raha mazoto miasa ianao na tsia ao anatin'ny 15 andro voalohany. Miankina be amin'izany ny hanafaingana ny vola ho azonao avy aminy***

* Raha misy soratra milaza fa efa nisy utilisateur hafa nanao click tamin'ny adresse IP anaovanao connection dia midika izany fa efa misy manao neobux koa amin'ny connection ataonao; aleo mijery cyber hafa iasana raha sendra izay olana izay.

*ISAKY NY 24 heures dia misolo pub vaovao ny ao amin'ny comptenao (miankina amin'ny ora nanaovanao inscription io- raha tamin'ny 9 maraina ohatra no nanao inscription dia rahampitso amin'ny 9 marina indray dia misy pub vaovao maro ho anao)


FOMBA HAINGANA HAMPITOMBO NY VOLANAO  NY FANOFANA “MPIASA” na FILLEUL”
Marihana fa tsy hoe ianao irery mi-click 0,001$ isaky ny pub no hahatonga anao hahomby
fa ny fanofanao "mpiasa" (filleul) rehefa mahatratra 0,6$ ny compte principale'nao. Io 0,6$ io no tanjona 1 enjehina dia afaka manofa filleul 3 ianao. Toa izao no atao amin'izay fotoana izay:
1. Clikeo ilay soratra misy ny anaran'ny comptenao (oh : izahoihany)
2.    jereo ny soratra hoe : solde de location        $0,600+, dia clikeo eo amin'io "+" kely io.
Rehefa hanofa filleul mantsy ianao dia tsy maintsy hafindra ao amin'ny solde de location aloha ny vola ao amin'ny solde principale.
3. Clikeo eo amin'ny soratra solde principale (maitso) ary clikeo eo amin'ireo flèche mampiakatra ny volanao 0.1$ ho tonga 0.6.
4. Rehefa vita izany dia miverena miclic ilay soratra misy ny comptenao ery ambony (oh: izahoihany) 
5- Clikeo ny lien maitso "filleuls" dia clickeo ny isan'ny filleuls sahazan'ny volanao (3 amin'ny voalohany), solde principale no andoavana ny vola.

NB: AZA ADINO NY MANORATRA AMIKO FA HANOME ANAO IZAY TOROLALANA REHETRA FANTATRO AHO MBA HANAFAINGANA NY VOLA HOAZONAO AZONAO ATAO ANEFA NY MIJERY ANY @ YOUTUBE IREO MOMBA NY NEOBUX

Soratanao eo amin'ny barre de recherche google ohatra ny hoe: youtube + neobux pas à pas
dia ho itanao ireo fanazavana tsara efa noman'ny membre hafa ho anao. 

* Misy fomba iray tena haingana raha te hampitombo ny vola azonao amin'ny NEOBUX ianao. Tsy inona izany fa ny fanaovana PETIT BOULOT
Rehefa tafiditra ao ianao dia haita ireo "Tasks" izay azonao iasana.
Ilay isa eo ankavanana no milaza ny vola azonao isaky ny asa iray vita; ohatra: 10cents =0,10$, mahavita folo ianao dia 1$ (io vola io dia mety tsy ho azonao amin'ny fanaovana click fotsiny raha tsy elaeala ihany indrindra amin'ny voalohany, ka itanao fa haingana lavitra ny fahombiazana raha miasa kely ao ianao).

Raha tena liana amin'ny PETITS BOULOTS ianao dia clickeo ilay soratra dia ho tafiditra amin'ny article natokana ho fanazavana izany ianao.


PAIKA SY TETIKA MAHOMBY :

* Makà fotoana malalaka hamakiana sy hahazoana ny instruction tsara amin’ireo PETITS BOULOTS

FANAMARIHANA MAHASOA:

* Raha sendra misy fotoana tsy afaka mi-clic ianao amin'ny neobux dia aza atao mahatratra 30 andro mitohy izany fa ho tapaka ny compte neobux'nao!
* Site serieux ny neobux ka mizaha toetra ny membre ao aminy. Rehefa itany fa mazoto ianao dia mahazo vola gratuit avy aminy aza indraindray!
*Misy ny antsoina hoe Adprize ery ambany ankavanan'ny page ery rehefa avy mi-click pub ianao: ny adprize dia fijerena pub mety hahazoana vola avy amin'ny neobux hatramin'ny 50$.

*Rehefa mi-click pub ao amin'ny neobux ianao dia hahita site PTC betsaka atao dokam-barotra ao. Vitsy amin'ireny ihany no tena mety eto amintsika koa mila mitandrina tsara fa lasa very fotoana fotsiny ianao fa indro ATOLOTRO ANAO MANARAKA EO IHANY IREO SITE TENA SERIEUX.

MILA MAHARITRA IANAO MANDRAM-PAHATONGA NY SOLDE-NAO HO 0,6$ (mety ho 15 andro mety ho 1 Volana arakaraky ny fahazotoana miasa sy manao petits boulots, mety alohan’izay anefa, koa MAHARETA fa misy ireo tsy maharitra ka miala mialohan’izay fotoana izay.

 RAHA MILA FANAZAVANA FANAMPINY IANAO DIA IRETO NO AZO IFANDRAISANA AMIKO:
033 11 029 26 NA MANORATA E-MAIL: rabearinoro@gmail.com

TSY VONONA NY HAMITAKA ANAO AHO FA MBA TE HIZARA AMINAO NY FAHOMBIAZANA SY NY TOMBONTSOA METY HOANAO

ETO AM-PAMARANANA ITY PAGE ITY DIA TSY HAIKO NY TSY HISAOTRA NY PARRAIN-KO
DIA I JOHARY RABEMILA  izay azonao jerena ao amin’ny http://payzamadagascar.blogspot.com

RAHA MILA FANAMPIANA MANOKANA IZAY ILANA ny  DEPLACEMENT KOSA ANEFA IANAO (mikasika ny inscription, transaction... @ Payza sy Neobux) dia antsoy ny num ery ambony ka afaka manampy anao mivantana aho (sarany: 10.000 Ariary) mba hanoro làlana anao amin'ny manahirana anao! 

Tsarovy fa: « Tsara kokoa ny roa noho ny iray, olon-kandalo ihany isika no eto ka fahafinaretana ny mifanampy »
 « Ny erikerika maha-tondra-drano" ary ny "fahombiazana dia ho an'ny olona miasa mafy sy maharitra irery ihany" »
 

Aucun commentaire:

Enregistrer un commentaire