HENA BAOLINA SY SAOSY VOATABIA
IREO ILAINA
totokena 800g
atody 2
tongolo be 2
voatabia 1+ voatabia 1 boîte
Tongolo maitso
Kotomila
150cl d'huile de tournesol
50cl huile d'olive
FIKARAKARANA
Totoy @ laona kely ny tongologasy
Teteho madinika ny tongolo maintso sy ny kotomila
Afangaroy tsara atody+totokena+tongolo gasy +1/2 tongolo maitso sy ny kotomila
Volavolaina boribory /na arak’izay itiavanao azy
Endaso amin’ny huile d'olive
Etsy an -daniny manaova saosy votabia
Endasina mendy tsara ny tongolo be avy eo arotsaka ny voatabia ; afangaroy tsy
miato mandritra ny 5 minitra. Arotsahy avy eo ny voatabia @ boite ary amin’ny
farany de arotsahy le ambina tongolo maintso sy kotomila aza fangaro intsony
HENOMBY RITRA
IREO ILAINA
FIKARAKARANA
Tetehana ny hena araka ny habeny tianao
Miaraka arotsaka ny sakamalaho rapé sy ny hena ary sira ary tongolo gasy dia tapohana rano tsikelikely mandrapahalemin'ny hena. asio menaka kely.
Rehefa masaka dia asiana an'ilay tongolo maintso
Ampiarahana amin'ny vary fotsy sy rougaille na salady izay tianao.

Mazotoa homana e.
AKOHO SY SAKAMALAHO
FIKARAKARANA
Tetehina kely ny akoho alohany hanasana azy.
Lomana aminy tongolo gasy sy ny sakamalaHo ary koa ny sira eraky ny sotro kely mandritra ny maraina tontolo alohan'ny andrahoana azy.
Endasina aminy afo kely tsy mora mora.
Asiana poivre kely ary rehefa akaiky ho masaka vao tapohana rano eraky ny vera dia aroso miaraka aminy vary.
Tsy mila andrahoana ela loatra ny akoho raha tsy izany mafy loatra

Mazotoa homana e
SALADE ALSACIENNE MIXTE
Temps de préparation : 10 minutes
Temps de cuisson : 10 minutes
Temps de cuisson : 10 minutes
Ingrédients (pour 2 personnes) :
- 2 cervelas
- 1 oeuf dur
- feuilles de laitue ( facultatif)
- gruyère
- oignon
- persil
- vinaigrette au vinaigre alsacien (au miel) moutardée
- 1 oeuf dur
- feuilles de laitue ( facultatif)
- gruyère
- oignon
- persil
- vinaigrette au vinaigre alsacien (au miel) moutardée
Préparation de la recette :
Faire cuire l'œuf dur, retirer la peau des cervelas et les couper en deux dans la longueur.Faire des incisions régulières sur la partie bombée sans trancher jusqu'au bout, pour permettre à la vinaigrette de pénétrer.
Poser des feuilles de laitue sur le plat, râper le gruyère avec la râpe à gros trous.
Disposer le gruyère au centre du plat, mettre les 1/2 cervelas autour, ainsi que les quarts d'œuf.
Disposer des rondelles d'oignons, et verser la vinaigrette.
Préparer ce plat quelques heures à l'avance pour que la saucisse absorbe bien la vinaigrette.
Servir avec des pommes de terre sautés, et de préférence avec un 1/2 de bière !
Bonne appétit
SALADE HOLLANDAISE
Ingrédients
Préparation Salade façon Hollandaise
- Mélanger tout les ingrédients dans saladier.
- D’autre part, mélanger tout les ingrédients de la sauce puis verser dessus.
Aucun commentaire:
Enregistrer un commentaire